send link to app

Baiboly Tsimihety app for iPhone and iPad


4.8 ( 1568 ratings )
Education
Developer: Wycliff e.V.
Free
Current version: 1.0.1, last update: 1 week ago
First release : 22 Aug 2024
App size: 116.56 Mb

Ity Baiboly ity dia natao dikanteny manakaiky ny fon’ny olona.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny teninAndriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.
Mizara ny mana isanandro ho anao.
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Afaka mizara ny teninAndriamanitra miainga avy ao aminny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy teninAndriamanitra ianao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina maimaimpoana ny "application."